|
|
|
|

Entrée1  miharihary
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  harihary
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara
Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato
Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany
Explications en anglais  11  [1.2] exposed, open, manifest; fig. ashamed.
12  [1.7] to be evident, to be plain view
Explications en français  13  [1.8] être en vue; être évident
Exemples  14  [2.470] Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
Analogues  15  mibaribary, misongadina, mivongady, miseho tsara, mangezaheza, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina, tsy takona afenina ohatra ny masoandroben-dohataona
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot miharihary

Anagrammes  17  miharihary, mihirahira

Mis à jour le 2025/08/10