Entrée miharatra (haratra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikiky ny volombava amin' ny hareza: Vao hefarana aho no tsy niharatra dia lava sahady ny volombavako [Rajemisa 1985]
Définition anglaise shaven. [Richardson 1885]
 to shave oneself; to be clean-shaven [Hallanger 1973]
Définition française se raser; être rasé [Hallanger 1974]
Morphologie 
miharatra
niharatra
hiharatra
miharata
Exemples Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38]

2012/08/06