Entrée mihaminkamina (haminkamina (hamina))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana
(zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
Explications en anglais To behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
Exemples Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. [2.470]
Morphologie 
Présent : mihaminkamina
Passé : nihaminkamina
Futur : hihaminkamina
Impératif : mihaminkamìna
Synonymes mihamina

Entrée mihaminkamìna (haminkamina (hamina))
Partie du discours impératif du verbe actif mihaminkamina [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Synonymes mihamìna

Mis à jour le 2022/09/05