Entrée mihamilamina (milamina (lamina))
Partie du discours verbe actif
Morphologie 
mihamilamina
mihamilamin-
mihamilamim-
mihamilami-
nihamilamina
nihamilamin-
nihamilamim-
nihamilami-
hihamilamina
hihamilamin-
hihamilamim-
hihamilami-
Exemples Tsaroako koa i Neny fa nihanilamin-tsaina; farany aza, tsy nisy vahiny sy tompon-trano intsony izy mianaka, fa sahala amin' ny olona efa niara-niaina foana iny. [Andraina: I Vola, page 11]

2015/03/09