Entrée mihalaka (halaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto
¶ Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity
¶ Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to be separate, to go apart, to have a space between. [Richardson 1885]
Morphologie 
mihalaka
nihalaka
hihalaka
mihalaha
Synonymes mihalakalaka

Mis à jour le 2020/07/31