|
|
|
|

Entrée1  mihaingo
Radical  2  haingo
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady [1.1]
Explications en anglais  5  to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2]
6  to adorn oneself [1.7]
Explications en français  7  s'orner; être paré [1.8]
Exemples  8  Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [2.48]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  1.1=Manamy=mianjaika=miangolavaitra=mihamitra=mihaminkamina=mihetsiketsika=mipitsopitsoka=mijihina=miramarama=miramadramatra=miraratra=mipopopopo=miravaka=mirebaka=mirenty
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20