Entrée | 1 mihafy |
Radical | 2 hafy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Miaritra, mandefitra: Mihafy ny orana sy ny hainandro ny vatolahy 5 Maharitra, mahazaka, mahatanty, mahaleo: Izay mihafy ny fahoriana ihany no ho mafy rahatrizay 6 Maharitra, mahalefitra, mahatsindry fo, mahari-po: Lozabe ny mpampiasa ahy ka tsy afaka hihafy intsony aho [1.1] |
Explications en anglais |
7 to endure, to sustain, to bear with patience. [1.2] 8 to endure hardship, to do without things [1.7] |
Explications en français |
9 endurer, se passer de certaines choses [1.8] |
Exemples |
10 Rahefa lasa ialahy, hihafy noho ny taloha indray izahay. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot mihafy |
Anagrammes | 18 afihim, fiahim, fihamy, hamify, mifahy, mihafy |
Mis à jour le 2023/01/20 |