|
|
|
|

Entrée1  migoboka
Radical  2  goboka
Partie du discours  3  verbe actif
Vocabulaire  4  Son
Explications en malgache  5  Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Explications en anglais  6  hollow, as the sound of a drum [1.2]
Explications en français  7  sonner creux, comme un coffre vide [1.3#198]
8  sonner creux, produire un son sourd [1.5]
Exemples  9  Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470]
10  angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Autres orthographes  14  migobona

Mis à jour le 2023/02/12