|
|
|
|

Entrée1  migaina
Radical  2  gaina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany
5  Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy
6  Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  migaingaina

Anagrammes  11  aingaim, iaingam, miaingà, miainga, migaina

Mis à jour le 2023/01/20