Entrée | 1 mifotroaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 fotroaka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka |
Explications en anglais |
9 [1.2] to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |