Entrée | mifototra (fototra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be rooted; to be based on [1.7] | ||||||||
Explications en français | être enraciné; être basé sur [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mifototra | ||||||||
Anagrammes | mifototra, mitofotra |
Mis à jour le 2023/01/20 |