|
|
|
|

Entrée1  mifotetaka
Radical  2 fotetaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
5 Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [1.1]
Explications en anglais  6 Stained, tarnished. [1.2]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Mis à jour le 2025/11/17