Entrée | 1 mifitsaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 fitsaka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [2.314] mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina 9 [1.1] Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy |
Explications en anglais |
10 [1.7] to be flat and thin, to slip into a narrow place |
Explications en français |
11 [1.8] être plat et mince |
Exemples |
12 [2.470] nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary; 13 [2.472] Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza. 14 [2.117] Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray. |
Anagrammes | 15 mifitsaka, mitsifaka, tsaikafim |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |