| Entrée | 1 mifitsaka |
| Radical | 2 fitsaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina [2.314] 5 Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be flat and thin, to slip into a narrow place [1.7] |
| Explications en français |
7 être plat et mince [1.8] |
| Exemples |
8 nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary;
[2.470]
9 Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza. [2.472] 10 Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray. [2.117] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 15 mifitsaka, 16 mitsifaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|