Entrée mifindra (findra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1]
Explications en anglais To remove, to change place, to migrate [1.2]
 To move, to change place [1.7]
Explications en français Changer de place, se mouvoir [1.8]
Exemples Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [2.472]
Morphologie 
Présent : mifindra
Passé : nifindra
Futur : hifindra
Impératif : mifindrà
Mots composés 

Entrée mifindra (findra)
Partie du discours adjectif
Explications en anglais To be contagious. [1.2]
Mots composés 

Entrée mifindrà (findra)
Partie du discours impératif du verbe actif mifindra [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/06/13