|
|
|
|

Entrée1  mifihitra
Radical  2 fihitra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mifikitra: Mifihitra amin' ny hazo ny vahy
5 Mikely aina, milozoka, mikezaka: Mifihitra amin' ny fianarana ity zaza ity
6 Mitana, mikiribiby: Mifihitra amin' ny heviny izy [1.1]
Explications en anglais  7 to lay hold of, to grasp, to grip. [1.2]
8 to cling [1.7]
Explications en français  9 se cramponner, s'attacher fortement [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Synonymes  14 mamihitra

Mis à jour le 2025/11/17