Entrée mifezafeza (fezafeza)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza erỳ ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin' ny rivotra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31