|
|
|
|

Entrée1  mifetoka
Radical  2  fetoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho
5  Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) [1.1]
Explications en anglais  6  to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent. [1.2]
Exemples  7  Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano: [2.470]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  13  fitemoka, mifetoka, mitefoka

Mis à jour le 2023/08/24