Entrée mifetaka (fetaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' ny vatan' ny fiarakodia ny fotaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Adhering, wet, sticking to. [Richardson 1885]
Morphologie 
mifetaka
nifetaka
hifetaka
mifetaha
Exemples Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 147]

2012/08/02