|
|
|
|

Entrée1  mifaratsaka
Radical  2 faratsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mivarina, mianjera: Nafana loatra izy ka tsy tratra nifaratsaka tany anaty rano. / Nifaratsaka tany anaty hady ilay vato natorako.
5 Mialokaloka: Nifaratsaka tany anaty ala ny lehiben' ny mpikomy ka saika tsy hita.
6 Sandra, tohatra: Sambatra ianao fa nifaratsaka tamin' ny zava-tsoa rehetra. [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Mis à jour le 2025/09/12