|
|
|
|

Entrée1  mifanoto rahona
Mots élémentaires  2 mifanoto, 3 rahona
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana.
6 enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka. [1.1]
Explications en anglais  7 To be in confusion, running here and there.. [1.2]

Mis à jour le 2025/09/12