Entrée mifanontona (tontona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho
¶ Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mifanontona
nifanontona
hifanontona
Citations 

2010/05/14