|
|
|
|

Entrée 1  mifanondro
Radical  2 tondro
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  Zavatra tsy niainan' ny Antakay fahiny ny mifanondro molotra raha misy raharaha niaraha-nanao [2.245#82]
5  Mifampijery sy mifanondro molotra mandrakariva ireo jiolahy rehefa mihodina azy ity lehibeny voa ny an'ialahy isany, hoy ny iray [2.895#63]
Combinaisons  6 mifanondro basy aman-defona

Mis à jour le 2026/02/26