Entrée mifanondana (ondana)
Partie du discours verbe actif
Morphologie 
mifanondana
nifanondana
hifanondana
Exemples Nifampiankina izy roa, ny sorok' i Soa nitehina tamin' i Zaka ary ny loha nifanatona toa hifanondana. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 44]

Mis à jour le 2013/12/18