| Entrée | 1 mifanjana |
| Radical | 2 fanjana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy.
5 Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself..
[1.2] 7 to dispute about who is to do what. [1.7] |
| Explications en français |
8 se renvoyer le travail, la responsabilité.
[1.8] |
| Exemples |
9 rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara.
[2.285#]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 13 mañafinja, 14 mifañanja, 15 mifanjana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|