Entrée mifanizina (hizina)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tery dia tery ka mifanety aoka izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be crowded close together [Hallanger 1973]
Définition française être serrés les uns contre les autres [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifanizina
nifanizina
hifanizina
Exemples Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy. [Andraina: Mitaraina, page 94]

Mis à jour le 2012/08/01