|
|
|
|

Entrée1  mifanitsaka
Radical  2  hitsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mifanosy ny tongotra: Aza mifanitsaka, rankizy, fa mipetraha tsara
Mitsangana maro amin' ny toerana ety, mifanety, mifanizina: Nifanitsaka mihitsy ny mpijery hira gasy, fa nalaza ilay tarika nilalao. (Ny fiteny matetika amin' ity hevitra ity dia hoe: mifanitsa-kitro)
Explications en anglais  5  [1.7] to trample on each other, to be crowded together
Explications en français  6  [1.8] se marcher sur les pieds, être en foulé serrée
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/10/04