Entrée mifanindry (tsindry)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray
¶ Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [Rajemisa 1985]
Définition française s'empiler, se chevaucher [SLP 1986]
Morphologie 
mifanindry
nifanindry
hifanindry
Synonymes mifampitaingina ~ mifanongoa
Citations 

2011/10/25