Entrée mifanindran-dalana (indra, lalana)
Partie du discours locution
Explications en malgache Mandeha milahatra tsy misy aloha sy aoriana, tafaraka an-dalana ka ny iray an-daniny ny iray an-kilany: Nifanindran-dalana izahay sy i Dada nankany an-tsaha [1.1]
Synonymes mifanindrana

Mis à jour le 2020/07/31