Entrée mifaninana (inana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy [1.1]
Explications en anglais To be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. [1.2]
 To engage in a contest; to be rivals [1.7]
Explications en français Rivaliser, se faire la concurrence, concourir [1.8]
Exemples Mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely. [2.470]
Morphologie 
Présent : mifaninana
Passé : nifaninana
Futur : hifaninana
Impératif : mifaninàna

Entrée mifaninàna (faninana)
Partie du discours impératif du verbe actif mifaninana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20