Entrée mifanesy (sesy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache mifanarakaraka, mifandimby, mitohitohy [SLP 1986]
Traduction française successif, de suite [SLP 1986]
Exemples Mifanao herinandro mifanesy ny Fifamangiana isaky ny tonga ny "Telo Telo" , izany hoe: 3, dia 6, dia 9 ary. [Ndemahasoa: Antakay, page 47]

Mis à jour le 2020/07/31