Entrée mifanena (tsena)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mifankahita sendrasendra toa nitsena ny iray ny iray; miara-tonga amin' ny toerana iray, mifanojo, mifanehatra: Nifanena teny andalana izahay sy ny mpampianatra anao [1.1]
Explications en français Se rencontrer réciproquement [1.107]
Exemples 
1Raha mba mijery ireo mantsy izy, ka mifanena any ny masonay. [2.324]
2Ohatra ny olon-dratsy daholo ny fahitako izay mifanena amiko rehetra. [2.4]
3Rariny ve raha hatobaka eo an-tongotr’ izay mifanena aminao voalohany izany harem-be saro-bidy izany, satria tia ianao? [2.5]
Morphologie 
Présent : mifanena
Passé : nifanena
Futur : hifanena
Impératif : mifane
Hyponymes Firy no efa nifanena tamin' ny mpamosavy (Andrianjafy Michel)
Proverbes 

Entrée mifanenà (tsena)
Partie du discours impératif du verbe actif mifanena [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20