Entrée mifanary (ary)
Partie du discours verbe actif
Définition française s'abandonner réciproquement, ne pas s’assister mutuellement [Abinal 1888]
Exemples Dinam-pokonolona malagasy sady didim-pihavanana naraikitry ny Ombalahibemaso ho lalàm-panjakana mihitsy ny «tsy mifanary an-kasoavana sy an-karatsiana », nefa ny fiaraha-miory no zokin'adidy masina indrindra. [Rahajarizafy: Kabary, page 95]
Morphologie 
mifanary
mifanarin'
mifanarin-
mifanarim-
nifanary
nifanarin'
nifanarin-
nifanarim-
hifanary
hifanarin'
hifanarin-
hifanarim-
Citations 

2015/04/14