Entrée mifanamby (tamby)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy [1.1]
Explications en anglais To lay wagers, to bet. See loka [1.2]
Morphologie 
Présent : mifanamby
Passé : nifanamby
Futur : hifanamby
Impératif : mifanambaza

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20