Entrée mifanakalo (takalo)
Partie du discours verbe actif
Exemples 
1Mahasosotra izany mifanakalo lamba amin' Ikala zazavavy iny! [2.499]
2« Toko telo » satria ny Fanjakana, ny mpiasa ary ny mpampiasa no singa telo mitovy mifanakalo hevitra. [4.27]
Morphologie 
Présent : mifanakalo, mifanakalon', mifanakalon-, mifanakalom-
Passé : nifanakalo, nifanakalon', nifanakalon-, nifanakalom-
Futur : hifanakalo, hifanakalon', hifanakalon-, hifanakalom-

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20