|
|
|
|

Entrée1  mifampitana
Radical  2  tana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en français  4  [3.1] se saisir mutuellement
Exemples  5  [2.472#] Iza no ho resin' ireo raha miaramila samy miaramila izao no mifampitana!
6  [2.270#] Raha mananika làlan-tsarotra, ka mifampitana isika, raha solafaka ny farany, dia hotaritiny hisolafaka ihany koa ny namana voalohany.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Anagrammes  10  manatampify, mifampitana

Mis à jour le 2025/01/21