Entrée mifamotoana (fotoana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androany, nefa tsy tonga izy ~ Mifamotoana amin' ny olona [1.1]
Explications en anglais To make a date, to agree on time and place for meeting [1.7]
Explications en français Fixer un rendez-vous [1.8]
Exemples mifamotoana hampanana endrika azy avokoa. [2.470]
Morphologie 
Présent : mifamotoana
Passé : nifamotoana
Futur : hifamotoana
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20