Entrée mifamindra (findra)
Partie du discours verbe actif
Exemples 
1Raha mifamindra, dia tsy mety aho. [2.508]
2Nifamindra hafanana ny tia tanindrazana. [2.356]
3Ny tiany dia ny hampisy fitiavana mifamindra noho ny ataon' ny mahantra (Il a voulu, grâce aux pauvres, créer la contagion de l'amour) [1.369]
Morphologie 
Présent : mifamindra, mifamindran', mifamindran-, mifamindram-
Passé : nifamindra, nifamindran', nifamindran-, nifamindram-
Futur : hifamindra, hifamindran', hifamindran-, hifamindram-
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20