Entrée | mifafaña | |
Partie du discours | verbe actif | |
Explications en malgache | [Tanala] Mitarika anaka (trondro) na manatody (trondro): Mifafaña ny foñe amin'ny sakave (mitarik'anaka ny fony amin'ny lohataona) N.B.: Masiaka ny trondro rehefa mifafaña [1.78] | |
Anagrammes | fanamafy, mifafaña, mifanafa |
Mis à jour le 2020/07/31 |