Entrée | 1 miefitrefitra |
Radical | 2 efitrefitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Allégation |
4 5 |
Exemples |
6 [2.296#] Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. 7 [2.472#] Nisy orinasa fambolena sy fiompiana mantsy tao, ary tranon' omby mitomandavana sy miefitrefitra, namatrarana ny tombon' isa avy any Ambatondrazaka. 8 [2.332#] Ireny miefitrefitra ireny, raha tsy dia lafo loatra, ka mihidy amin' ny vy fa tsy amin' ny fampoehana, ary ny misy fivimbinana, fa tsy ireny sakelehina ireny. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |