Entrée |
midorehitra
(dorehitra (rehitra))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | (izay matetika ialohan' ny teny hoe mena) Mena mivaivay [1.1]
|
Explications en anglais | To be a bright flaming red [1.7]
|
Explications en français | être rouge comme le feu [1.8]
|
Exemples |
1 | Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny;
[2.470]
|
2 | Ny lokon'ny fitafiana nidorehitra nanaovany dia azo namantarana azy avy hatrany ho mpiantsambo tojo seranana
[2.583]
|
|
Morphologie |
Présent : |
midorehitra |
Passé : |
nidorehitra |
Futur : |
hidorehitra |
|
|