|
|
|
|

Entrée1  midokadoka
Radical  2 dokadoka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Mirobona maitso sy milenodenoka fatratra: Midokadoka ery izany anana amoron' ny dobo eto izany. [1.1]
Explications en français  5 pousser luxurieusement. [1.3]
Exemples  6  nahafinaritra io tany io , ary ny rotra maniry be dia be, ary midokadoka tsara, ka an-tsisin'ny rano mandeha no anirieny. [2.59]

Anagrammes  7 midokadoka, 8 mikodakoda

Mis à jour le 2025/09/12