|
|
|
|

Entrée (1/3)1  midiridiry
Radical  2  diridiry
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony
5  (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho
6  Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia
7  Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy [1.1]
8  miridiridy [Tambahoaka] [1.78]
Explications en anglais  9  stretched to the full, tense, swollen hard [1.2]
Explications en français  10  Etre tendu, gonflé [1.3]
Exemples  11  Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana. [2.470]
Analogues  12  1.1=mihinjitra=mihinjihinjy=miziriziry
Mots composés 

Entrée (2/3)14  midiridiry
Radical  15  diridiry
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  s'obstiner [1.3]

Entrée (3/3)19  midiridiry
Radical  20  diridiry
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en anglais  22  to stare at [1.2]
Morphologie 
23  Présent :
24  Passé :
25  Futur :
26  Impératif :

Anagrammes  27  midiridiry, miridiridy

Mis à jour le 2020/07/31