Entrée | 1 mididy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 didy |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Voadidy: Efa mididy telo itỳ mofo itỳ |
Explications en anglais |
8 [1.2] cut in a groove |
Explications en français |
9 [1.3#101] être coupé |
Exemples |
10 [2.470#] Akanjo roa aman' olona avy no novidiany ho azy efatra mianadahy: ny iray zandiana mididy mananjara tenainy andavanandro, ny iray tokam-bolo rano iray fitondra alahady sy lanonana samihafa. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |