|
|
|
|

Entrée1  midadasika
Radical  2  dadasika
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina
Explications en anglais  5  [1.2] wide and level
6  [1.7] spacious, extensive
Explications en français  7  [1.3] Etre spacieux, vaste, large, énorme, d'une forte carrure: Midadasika io tendrombohitra io (Cette montagne est énorme)
8  [1.8] être spacieux, vaste
Exemples  9  Lahasaha lemaka sy tena midadasika no tazany ery ambany. [2.472]
10  Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5]
Analogues  11  midadasika, malalaka, be sakana migodana, lava oroanana, lava ezaka, tsy taka-basy, tsy hita fetra, tsy hita lany, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita avanavana, tsy hita popòka, tsy taka-pololorina, tsy takatra eritreritra, tsy azo veroka

Mis à jour le 2023/01/20