Entrée | 1 mibohitra |
Radical | 2 bohitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mibontsina, mivohon-tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe 5 Mikomy amy manohitra mamaly: Nibohitra ny mpampiasa ny mpiasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be convex or protuberant. [1.2] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 ahitromby, Ahitromby, mibohitra |
Mis à jour le 2023/01/20 |