Entrée mibobobobo (bobobobo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mifioka (toy ny rivotra)
Mamoaka feo toy ny an' ny rano miditra ao anaty tavoahangy [1.1]
Explications en anglais To gurgle, to make a bubbling sound. [1.2]
Exemples Tsy ampy toinona dia injao nibobobobo ny anjombona, ka niantsoantso izy rehetra sady nifamonjy tany ambany andrefana. [2.324]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mibobobobo
Passé : nibobobobo
Futur : hibobobobo
Impératif : miboboboboa
Proverbes 

Mis à jour le 2023/04/09