| Entrée | 1 mibaboka |
| Radical | 2 baboka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miaiky, mitsotra, milaza avy hatrany fa resy na diso; mivalo amin' ny olona nanaovana hadisoana: Nibaboka tamin' ny rainy ilay zaza mpandany ka noraisin-drainy tamim-pitiavana.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to lie prostrate, to fall prostrate.
[1.2] 6 to fall prostrate, to submit oneself; to make a full confession. [1.7] |
| Explications en français |
7 Être prosterné, demander pardon.
[1.3] 8 se prosterner, se soumettre; avouer tout. [1.8] |
| Exemples |
9 Rahonana amin'izay izy, dia mibaboka sy manaiky lembenana.
[2.298]
10 Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 mibaboka, 17 mibobaka, 18 mikobabà, mikobaba |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|