Entrée miatrika (atrika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [1.1]
Explications en anglais To face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [1.2]
Exemples Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [2.472]
Morphologie 
Présent : miatrika
Passé : niatrika
Futur : hiatrika
Impératif : miatreha

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20