Entrée miatrika (atrika)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [Richardson 1885]
Exemples   Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [Andraina: Mitaraina, page 204]
Morphologie  
miatrika
niatrika
hiatrika
miatreha

Mis à jour le 2012/07/19